Entry | 1 tampody |
Root | 2 fody |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fiverenana androtry ny niala ihany [Taisaka]
[1.78] 5 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany 6 Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1] |
Explanations in English |
7 the act of setting out and coming back the same day [1.7] |
Explanations in French |
8 action de partir et revenir le même jour [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2020/07/31 |