Entry | 1 tambitamby |
Root | 2 tamby |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1] |
Explanations in English |
5 wheedling, coaxing; a bribe [1.7] |
Explanations in French |
6 action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8] |
Examples |
7 Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470] |
Derivatives |
|
Updated on 2023/01/20 |