|
|
|
|

Entry (1/2)1  tambahoaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  kinaoly, olona zeny [Mahafaly] [1.78]

Entry (2/2)4  Tambahoaka
Part of speech  5  name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  6  Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [1.1]
Explanations in French  7  petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [1.11]
8  population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [1.5]
Vocabulary  9  History: clans, tribes
Other spellings  10  antambahoaka, antambahoaka
Tables and plates  11  Dialectal words

Anagrams  12  mahakotaba, mahatobaka, Tambahoaka, tambahoaka, mahakotaba, mahatobaka, Tambahoaka, tambahoaka

Updated on 2021/11/27