|
|
|
|

Entry (1/4)1  tamango
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [1.1]

Entry (2/4)4  tamango
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  vatampaty (amin'ny faty maina) [Bara] [1.78]
7  Vatam-paty miendrika lakana [Sihanaka] [1.1]

Entry (3/4)8  tamango
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [Tanala] [1.78]

Entry (4/4)11  tamango
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [1.1]
Derivatives 
14  Passive verbs :

Updated on 2020/07/31