|
|
|
|

Entry1  talantalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toeran' entana avoavo
4  Hazo narafitra handadian' ny voaloboka na voninkazo
5  Tsivalan-kazo misy ny boky amin' ny fitoeram-boky [1.1]
6  fitoeran'ny entana misy ambaratonga [1.13]
Explanations in English  7  a platform or shelf of sticks, board or stone [1.7]
Explanations in French  8  étagères, rayons d’une bibliothèque, tonnelle, supports pour faire grimper les plantes [1.3#656]
9  étagère ou établi en bois, pierre [1.8]
10  étagère, rayons [1.13]
Examples  11  Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [2.117#]
12  Rehefa vory maro ny olona dia «vangaina», izany hoe anamboarana talantalana eo alatrano, dia atao eo ny faty. [2.436#]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2023/09/14