Entry | 1 takorobabo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1] 4 kitapon-tsakafon'ny vorona [1.13] |
Explanations in English |
5 the craw of a bird [1.2] |
Explanations in French |
6 jabot [1.13] |
Vocabulary |
7 Zoology: (in general) |
Synonyms | 8 tranon-dremby |
Other spellings | 9 takoribabo |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word takorobabo |
Updated on 2020/07/31 |