Entry | 1 tako-pery |
Elementary words | 2 takotra, fery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 ny saron' ny fery efa ho sitrana; ra maina mivaingana eo amin' ny fery efa sitrana ka manjary toa sarona mandrakotra sy miaro azy ambarapahasitrany tanteraka [1.1] 5 ra maina manakona ny fery [1.13] |
Explanations in English |
6 scab; lit. the cover of a sore. [1.2] |
Explanations in French |
7 croûte [1.13] 8 croûte de plaie [1.5] |
Examples |
9 Maina ireo fery ary lasa takopery. [2.424#] 10 Ilay anankiray nitsakoana ravinkazo kosa ka telo andro monja dia niendaka ny takopery. [2.643#] |
Vocabulary |
11 Health |
Updated on 2023/06/21 |