Entry |
takila
(ila)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany [1.1]
|
Explanations in English | With one good side [1.7]
|
Explanations in French | Dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré [1.3]
|
Derivatives |
|
|
Entry |
takila
(ila)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo [1.1]
|
Explanations in English | A page in a book [1.7]
|
Explanations in French | Page d'un livre; côté [1.8]
|
Compound words |
|
|