Entry | takelajozoro | |
Elementary words | takelaka ; zozoro | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1] | |
Synonyms | takelaka | |
Updated on 2023/06/17 |