Entry (1/2) | 1 takaitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Kilema ara-batana hatrany an-kibon-dreny na azo tamin' ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an' ady no nahazoan-dRabe an' io takaitra io 4 Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. [1.1] 5 kilema [1.13] |
Explanations in English |
6 a defect, a physical handicap [1.7] |
Explanations in French |
7 défaut, tare [1.8] 8 un défaut, une avarie, un mal, une dette [1.3] 9 infirmité [1.13] |
Examples |
10 takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472#49] 11 Ny havan-draiko anankiray nitondra takaitra mandra-pahafatiny tamin' izany. [2.643#34] |
Other spellings | 12 taketra |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word takaitra |
Entry (2/2) | 15 takaitra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in French |
17 probablement mis pour takahitra : « plante ». D'après le dictionnaire de Richardson. Vient de ahitra, nom générique des plantes herbaceae. Ne nous paraît pas désigner une espèce précise. [1.196] |
Vocabulary |
18 Botany |
Anagrams | 19 takaitra, tatikara |
Updated on 2023/09/15 |