Entry | 1 tafatsangana |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in English |
4 [1.2#682] erect, upright, stood up |
Explanations in French |
5 [1.3#751] qui s'est dressé, levé |
Examples |
6 [2.529#] Dia tafatsangana Ingahy mpampianatra. 7 [2.472#] Nahita izany ilay mpiasa ka tafatsangana. 8 [2.643#] Hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. |
Root | 9 tsangana |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word tafatsangana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |