Entry | 1 tadim-poitra |
Elementary words | 2 tady, foitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 hozatra mitarehin-tady, ary mampitohy ny zaza ao an-kibo amin-dreniny eo anelanelan' ny ahitra [1.1] 5 lalan-tsakafo mampitohy ny zaza ao am-bohoka amin'ny reniny [1.13] |
Explanations in English |
6 [Foitra, the navel.] The navel string. [1.2] |
Explanations in French |
7 cordon ombilical [1.13] |
Examples |
8 Nony teraka dia nanatona fatana, ka alohan' ny hankanesana eo: nalevina eo amin' ny varavarambe (Ampamoahana) ny tadimpoitra. [2.245#] |
Vocabulary |
9 Biology |
Updated on 2023/06/17 |