Entry | sponjy | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [angl. sponge] Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana Anarana ilazana karaza-mofo vita amin' ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Origin | English: sponge. | ||
Updated on 2020/07/31 |