|
|
|
|

Entry (1/2)1  soy
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Explanations in Malagasy  4  Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1]
Examples  5  Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Synonyms  6  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso

Entry (2/2)7  soy
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Tanala] [1.78]

Anagrams  10  osy, soy

Updated on 2020/07/31