Entry | 1 sosoarano |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: food |
Explanations in Malagasy | 4 sosoa be rano [Taifasy] [1.78] |
Examples |
5 Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#] |
Elementary words | 6 sosoa, rano |
Anagrams | 7 roa sosona, sosoarano |
Updated on 2023/11/25 |