|
|
|
|

Entry (1/3)1  sosana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza olona izay andefasana (lakana) mikorisa milamina mankeny aminy: Sosay lakana aho, rey olona erỳ andafin-drano
Root  4  sosa
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/3)9  sosaña
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] vola na omby omen'ny havan-drazazalahy ny havan-drazazavavy noho ny hadisoana vitany tamin havan-drazazavavy

Entry (3/3)12  Sosana
Part of speech  13  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  14  [2.996] Shushan
Explanations in French  15  [2.996] Suse
Examples  16  [1.38] Armenia sy Media sy sosana ary Babylona, fa toa tsy sahy nanafika an' i Palestina intsony izy.
Vocabulary  17  Holy Scriptures
Synonyms  18  sosa, sosa, sosa
Biblical quotes  19  Chapters and verses mentioning Sosana

Anagrams  20  asason, asosan, nasaso, nasosa, nosasa, sosaña, sosana

Updated on 2025/04/19