Entry | 1 sorisory |
Root | 2 sory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1] |
Explanations in English |
5 vexation, annoyance [1.7] |
Explanations in French |
6 chagrin, vexation [1.8] |
Examples |
7 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy. [2.471] 8 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Updated on 2023/01/20 |