Entry | 1 sorindrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana [1.1] |
Explanations in French |
4 (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae). Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. Mériterait d'être amélioré et cultivé. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Examples |
5 Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay [2.48] |
Vocabulary |
6 Botany: tree |
Scientific name |
|
Updated on 2022/05/03 |