Entry | 1 songadina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fihanjahanjana, fiboridanana 4 Fiavahana tsara amin' ny hafa. [1.1] |
Explanations in French |
5 séparation, isolement 6 nudité [1.3#630] |
Examples |
7 Ovako endrika araka ny ohatra ny teny nasongadina eo ankavia dia afenoko ny banga eo an' ila. [2.445#] |
Derivatives |
|
Anagrams | 13 sangodina, songadina |
Updated on 2022/03/08 |