|
|
|
|

Entry (1/4)1  sondry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [1.1]

Entry (2/4)4  sondry
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6  Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [1.1]

Entry (3/4)7  sondry
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  tranovorona, vatampaty (faty lena) [Taisaka] [1.78]

Entry (4/4)10  sondry
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  cône [1.13]
Vocabulary  13  Mathematics: geometry
Synonyms  14  kitsoloha
Compound words 

Updated on 2023/09/16