|
|
|
|

Entry1  sondrovaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
4  Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
5  Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
6  Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  kofona

Updated on 2020/07/31