Entry |
solompenakoho
|
Elementary words | solo ; fen' akoho |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
|
Explanations in French | Cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana [1.3]
|
Examples | Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho.
[2.48]
|
Analogs |
solombodiakoho |
|