|
|
|
|

Entry1  solomaso
Elementary words  2  solo, maso
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa [1.1]
Explanations in English  5  a pair of spectacles [1.2.en#583]
6  spectacles [1.7.en#87]
7  glasses [1.53.en#71]
Explanations in French  8  lunettes [1.8#81, 1.5#266]
Examples  9  Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472]
10  Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [2.356#29]
Proverbs  11  Proverbs containing the word solomaso

Updated on 2023/09/08