Entry | solika | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Bezanozano] Menaka [1.78] | |||||||||||||||
Menaka avy amin' ny tongotr' omby Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana Kolikoly enti-mamitaka [1.1] | ||||||||||||||||
Explanations in English | Oil [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Huile [1.8] | |||||||||||||||
Examples | Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano.
[2.470] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word solika | |||||||||||||||
Anagrams | sakilo, siloka, solika |
Updated on 2020/07/31 |