Entry 1/3 |
solatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany mandry soroka, misolampilampy Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [1.1]
|
Examples | Sady tamin'izay dia nikodingidingy nidina ny solatra izy.
[2.895]
|
Derivatives |
|
|
Entry 2/3 |
solatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tifitra [1.1]
|
Compound words |
|
|
Entry 3/3 |
solatra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | (toute l'île, mais le tra final est souvent élidé). Cossettes, tubercules coupés en cossettes
[1.196]
|
Vocabulary |
Compound words |
|
|