Entry (1/2) | 1 sokatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivohana; tsy fikombonana fa fitanatanana. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 9 sokatra |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Karazam-biby mandia tongotra efatra, iva tongotra, mifono ao anaty akora, izay mafy eo amin' ny faritra manarona ny lamosiny sy ny tendany, manify kosa eo amin' ny fanambaniny; manatody aleviny any anaty fasika ny sokatra; hanin' ny olona ny nofon' ny sokatra [1.1] |
Explanations in English |
12 a turtle or tortoise [1.7] |
Explanations in French |
13 petite tortue [1.54] 14 tortue [1.8] |
Examples |
15 Izy roa tonta dia samy mankafy sokatra, kanefa samy fady mihinana sokatra lavitra ny ranomasina. [2.508#17] 16 Nahefa lovia-bara, hara teny sakalava milaza hoditra ny sokatra lebibe izay ao amy ny ranomasina, fa tsy kely tahaky ny sokatra aty Merina, ka anaovana taozavatra betsaka. [2.48] |
Vocabulary |
17 Zoology: reptiles, amphibians |
Zoonyms |
|
Anagrams | 19 koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Updated on 2021/01/02 |