Entry | 1 sokàka (kaka) |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony 4 (olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1] |
Explanations in French | 5 disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent 6 figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 kakaso, kasoka, sokàka |
Updated on 2023/01/20 |