Entry | 1 sokajy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy |
Explanations in English |
4 [1.7] a squad ; a division, a department |
Explanations in French |
5 [1.3] escouade de vingt-cinq soldats 6 [1.8] escouade; division, département 7 [1.5] classe, catégorie, section, groupe, ordre, série |
Examples |
8 [2.442#] Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny 9 [2.270#] Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa 10 [2.472] Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 18 sokaji, sokajy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |