|
|
|
|

Entry1  soherina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay [1.1]
4  biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra [1.13]
Explanations in French  5  chrysalide, nymphe [1.13]
Vocabulary  6  Zoology: invertebrates
Proverbs  7  Proverbs containing the word soherina

Updated on 2020/07/31