Entry | soflera | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1] | |
Vocabulary | Botany: vegetable | |
Origin | French: chou-fleur. | |
Updated on 2020/07/31 |