Entry | soedoa | |
Part of speech | noun or adjective | |
Explanations in Malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda:
Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa
Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1] | |
Origin | French: suédois. | |
Updated on 2020/07/31 |