|
|
|
|

Entry1  sodika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
4  Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
5  Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
6  Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
7  Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
8  Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1]
Explanations in French  9  Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196]
Vocabulary  10  Botany
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :

Anagrams  16  dosika, oksida, sodika

Updated on 2021/09/30