|
|
|
|

Entry1  soamiditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely amin' ny diavolana: milahatra tsiroaroa mifanatrika izy ireo, dia mampitehaka ny tanany havanana sy havia avy sady mihira hoe "soamiditra e! soamiditra", ka amin' izay misy ankizy miditra tsirairay eo ambanin' ireo tanana mifampitehaka
Vocabulary  4  Game

Updated on 2024/12/07