|
|
|
|

Entry1  soamarandrana
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: reptiles, amphibians
Explanations in Malagasy  4  Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1]

Updated on 2020/07/31