Entry | sivilina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivilina ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1] | |
Origin | French: civil. | |
Other spellings | sivily | |
Updated on 2020/07/31 |