|
|
|
|

Entry1  sisa tavela
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  [1.7] a remnant
Explanations in French  4  [1.8] le reste, le reliquat
Examples  5  [2.4] Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka.
Elementary words  6  sisa, tavela

Updated on 2024/12/07