|
|
|
|

Entry1  siotrafo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka
Other spellings  4  soitrafo

Anagrams  5  afositro, atsofory, fitsoroa, siotrafo, soitrafo

Updated on 2025/01/21