Entry (1/2) | 1 sinoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany [1.1] |
Examples |
4 Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana. [2.472] |
Entry (2/2) | 5 sinoa |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy | 7 Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1] |
Anagrams | 8 osina, saino, sinoa, sonia |
Updated on 2020/07/31 |