|
|
|
|

Entry1  singana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
4  Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
5  Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Explanations in French  6  Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [1.3]
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Other spellings  13  singa, singany

Anagrams  14  sangina, singana

Updated on 2020/07/31