Entry | 1 simika |
Part of speech | 2 adjective |
Examples |
3 Ezaho ny tsy miaina entona na vovoka simika. [2.424#] 4 Misy hafa miasa any amin' ny orinasa madinika tsy dia ara-dalàna loatra, any amin' ny sampan' ny indostria efa tojo fahasahiranana, ohatra hoe : hoditra, sakafo, vy, fanaka, vokatra simika na lamba. [1.369#] |
Vocabulary |
5 Chemistry |
Compound words |
|
Anagrams | 9 misika, simika |
Updated on 2023/05/18 |