|
|
|
|

Entry1  simbana
Root  2  simba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay
5  Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny
6  Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy
7  Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1]
Explanations in French  8  qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3]
Examples  9  Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing the word simbana

Updated on 2023/01/20