Entry | 1 sikidy alanana |
Elementary words | 2 sikidy, alanana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1] |
Vocabulary |
5 Religions, Beliefs |
Updated on 2023/10/02 |