|
|
|
|

Entry (1/2)1  sidintsidina
Root  2  sidina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#677]
Explanations in French  5  [duplicatif fréquentatif] [1.3#603]

Entry (2/2)6  sidintsidina
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana [1.1#677]
Explanations in English  9  a swallow [1.7]
Explanations in French  10  les hirondelles [1.3#603]
11  hirondelle [1.54, 1.8]
Examples  12  Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Vocabulary  13  Zoology: birds
Other spellings  14  sidisidina
Compound words 

Updated on 2023/01/20