Entry | 1 sesehena |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany [1.1] |
Explanations in English |
5 very many [1.7] |
Explanations in French |
6 numerous, many, manifold. Probably derived from SEsika [1.3] 7 beaucoup [1.3, 1.8] 8 nombreux, en grand nombre [1.3] 9 innombrable [1.8] |
Examples |
10 ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao; [2.48] 11 Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Updated on 2023/01/20 |