Entry | 1 sesehana |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesehanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany ~ Sesehany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo 5 Asiana, lerana: Seseho ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be made to have something forced in [1.2] 7 to be stuffed, as a sausage or a pillow [1.7] |
Explanations in French |
8 dans quoi on fourre, on bourre, à qui l'on fourre un coup horizontalement [1.3] 9 qu'on farcit ou remplit, comme une saucisse ou un oreiller [1.8] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 sesefana |
Updated on 2023/01/20 |