Entry (1/2) | 1 sery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1] |
Explanations in English |
4 a cold in the head [1.7] |
Explanations in French |
5 rhume [1.54] 6 rhume de cerveau [1.8] |
Examples |
7 Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437#] 8 Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4#] |
Vocabulary |
9 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word sery |
Entry (2/2) | 14 sery |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 mpandihy [Taisaka]
[1.78] |
Anagrams | 17 resy, sery |
Updated on 2023/09/14 |