Entry | serizà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: sergent. | |
Updated on 2020/07/31 |