Entry | 1 sembana |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Aretina tampoka tsy nampoizina, tsy nahina: Voan' ny sembana ny zaza 4 Azon' aretina tampoka: Sembana ny zanako halina 5 Azon-tsampona, azon-javatra manampontsampona: Sembana ny dianay ~ Semban-drahona ny volana [1.1] |
Explanations in French |
6 maladie subite, imprévue [1.54] |
Vocabulary |
7 Health |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 sambane, sembana |
Updated on 2020/07/31 |