Entry | 1 savika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitolomana hanjera...; fanaovana an-keriny hamotraka na handavo: Voararan' ny fanekem-pokonolona taloha ny savika omby 4 Fihamboana ho manana zo tsy ananana. [1.1] |
Explanations in French |
5 (tout l'île). Sens général : action de s'accrocher. Pour les plantes : avoir des vrilles ou des crampons, des organes permettant de s'accrocher. D'où les verbes misavika, manavika, savihina [1.196] |
Vocabulary |
6 Botany |
Derivatives |
|
Updated on 2023/02/20 |