Entry | 1 sarotiny |
Root | 2 sarotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina 5 Mora mahatsiaro, mora andairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin' alahelo [1.1] |
Explanations in English |
6 difficult about things : hard to please; sensitive to certain things or illnesses [1.7] |
Explanations in French |
7 difficile, difficile à plaire; sensible à certaines choses, sensible à certaines maladies [1.8] |
Examples |
8 Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana! [2.296] 9 Ny mpamoaka no toa hita miseho ho sarotiny. [2.245] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 sarotsarotiny |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word sarotiny |
Updated on 2023/09/05 |